Return to BahaiPrayers.net
Facebook
Lazao: Ry Andriamanitra ô! Ry Andriamanitro!
Ravaho ny satro-boninahitry ny fahamarinana ny lohako ary ravaho ny ravakin’ny fahitsiana ny tempoliko.
Ianao, marina tokoa, Ilay Tompon’ny fanomezana sy ny fahalalan-tanana rehetra.
- Bahá'u'lláh