Return to BahaiPrayers.net
Facebook
Ry Tompoko ô! Ry Tompoko ô! Ity dia jiro iray nazavaina tamin’ny afon’ny Fitiavanao sy narehitra tamin’ny lelafo nirehitra teo amin’ny hazon’ny Famindramponao.
Ry Tompoko ô! Ampitomboy ny firehetany, ny hafanany sy ny lelafony, amin’ny afo izay nirehitra tao amin’ny Sinaïn’ny Fanehoanao.
Marina tokoa, Ianao Ilay Mpanamafy orina, Ilay Mpanotrona, Ilay Mahery, Ilay Onena olona, Ilay Fitiavana.
- `Abdu'l-Bahá